"Pour un développement humain, intégral, solidaire et participatif, en harmonie avec le vivant"

 
 
 
 
 
 
 
 

RETOUR DE MADAGASCAR Rencontres sur le terrain (FR) VOYAGE A MADAGASCAR 2

VOYAGE A MADAGASCAR 3 / PLF2020 : PAS DE VOTE SANS DÉBAT CITOYEN !
 

 

couverture livre lily

 

Lily Razafimbelo, membre historique de DCLI et co-auteure du livre Chemins d’Economie humaine, poursuit son action pour la démocratie à Madagascar.
Le CCOC (Collectif des citoyens et des organisations citoyennes) dont elle est une des animatrices et dont l’action est relatée dans le livre fait campagne pour la transparence budgétaire.
Cette action du CCOC au niveau central est complémentaire de celle menée à la base par Fivoy dont il est rendu compte dans cette rubrique…

 

 

 

 

COMMUNIQUE DE PRESSE

 

HENOY ALOHA NY HEVITRAY VAO FIDIANAREO NY TETI-BOLA 2020! 

 

Araka ny fanajana ny fitsipiky ny fangararahana ara-bola sy ny tamberina andraikitra, ny Minisiteran'ny Fitantanam-bola sy ny Tetibola dia nanao ezaka tamin’ny 2017 mba ampahafantatra ny besinimaro ny volavolan-dalana mahakasika ny teti-bolam-panjakana tamin’ny alalan’ny tranokalany, ary izany dia nahafahan’ny firaisamonim-pirenena nanao famakafana ny vokany teo amin’ny fiainan’ny mponina indrindra ny sehatra sosialy sy nitondrana ny soson-kevitra teo anivon’ireo solombavam-bahoaka.

 

Izany ezaka izany anefa dia nisy fiovana ny taona 2018 mahakasika ny fizarana ny volavolan-dalana mahakasika ny tetibolam-panjakana 2019 satria dia tsy hita tao anaty tranokala raha tsy andro fohy alohan’ny handanian’ny solombavambahoaka izany.

 

Ary tsapa fa nolaniana amehana, ary tsy afaka nanao famakafakana akory ny firaisamonim-pirenena mba hitondrana tolon-kevitra. Raha ho an’ny volavolan-dalana mahakasika ny teti-bolam-panjakana 2020, ny olom-pirenena sy ny firaisamonim-pirenena dia eo ampiandrasana izany.

 

Ny governemanta ankehitriny dia nanome toky fa hanao ny tsara kokoa noho ny teo alohany mahakasika ny fangaraharahan’ny tetibola, ary ny toe-draharaha politika sy sosialy ary toekarena ankehitriny dia mitaky ny fizarana sy ny fahafantarana izany volavolan-dalana izany. Raha araka ny tokony ho izy, izany tahirin-kevitra izany dia tokony ho zaraina ao amin'ny tranokalan'ny Ministeran'ny Toekarena sy Fitantanam-bola (MEF) ny 31 oktobra 2019 lasa teo, mba hahafahan'ny besinimaro sy ny firaisamonimpirenena mamakafaka azy miaraka amin'ireo solombavam-bahoaka. Takiana ny mba hanajana ny fangaraharaha, ny tamberina an-draikitra ary ny fandraisana anjaran’ny olom-pirenena ka :

• Ny volavolan-dalana mahakasika ny tetibolam-panjakana 2020 dia mba ho zaraina amin’ny besinimaro, 

• Ary ireo solombavam-bahoaka dia iangaviana mba tsy handany amehana izany lalana izany fa mba hanisy ny adihevitra matotra amin’ny mpitondra mpanatanteraka sy ny olom-pirenena.

 

Tsy tokony hisy ny fanekena raha tsy misy ny adi-hevitra.

 

Antananarivo, ny 06 Novambra 2019

PLF2020 : PAS DE VOTE SANS DÉBAT CITOYEN !

 

Dans son souci de respecter le principe de transparence budgétaire et de redevabilité en 2017, le Ministère des Finances et du Budget (MFB) avait fait l’effort de mettre à la disposition du public, à travers son site web, le Projet de Loi des Finances (PLF) 2018, afin de permettre à la société civile de procéder à l’analyse de celui-ci, en vue de soumettre des recommandations au Parlement.

 

Cette volonté a ensuite été remise en cause en 2018 car la disponibilité du PLF 2019 n’a été effectuée que pratiquement la veille de son examen et de son vote par les députés. Il fut ainsi rapidement adopté par les députés et la société civile n’a pas eu le temps de l’étudier, ni de communiquer ses analyses et recommandations.

Pour le PLF 2020, le public et la société civile sont toujours en attente de la mise à disposition au public, de ce dernier.

 

L’actuel gouvernement s’est engagé à faire mieux que ses prédécesseurs en matière de transparence budgétaire, et le contexte politique et socio-économique qui prévaut actuellement dans le pays appelle en urgence la facilitation de l’accès à l’information relative au PLF 2020.

Ce document devrait être mis en ligne sur le site web du Ministère de l’Economie et des Finances (MEF) pour que le grand public et la société civile soient informés en même temps que les parlementaires, et ce, normalement le 31 Octobre 2019 au plus tard.

A partir de ce constat,

Nous demandons que la transparence, la redevabilité et la participation citoyenne soient respectés et que :

• Le PLF 2020 soit rapidement mis à la disposition du public,

• Les parlementaires ne procèdent pas à la hâte au vote du  PLF 2020 et prennent le temps d’entamer les débats avec l’Exécutif et les citoyens.

 

Pas de vote sans débat citoyen !

 

Antananarivo, le 06 Novembre 2019

 

 

 

logo2 lily Mada ROHY1logoCCOC lily mada

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

 

                                                                                      ​

 

 

Retour